<-
->

Jos 16:1 And the lot of the children of Joseph fell from Jordan by Jericho, unto the water of Jericho on the east, to the wilderness that goeth up from Jericho throughout mount Bethel, Ary ny faritry ny tany azon' ny taranak' i Josefa tamin' ny filokana dia hatrany Jordana tandrifin' i Jeriko, dia tao amin' ny ranon' i Jeriko atsinanana, ka hatramin' ny efitra izay fiakarana avy any Jeriko, mamaky ny tany havoan' i Betela, Ny an' ny taranak' i Josefa araka ny filokana: Ny any atsinanana dia niantomboka avy eo amin' i Jordany ao Jerikao; avy eo dia tonga amin' ny efitra izay miakatra avy any Jerikao hatramin' i Betela mihazo ny tendrombohitra. Le lot des fils de Joseph partait à l' est du Jourdain de Jéricho - les eaux de Jéricho -, c' est le désert qui monte de Jéricho dans la montagne de Béthel;