<-
->

Jos 15:9 And the border was drawn from the top of the hill unto the fountain of the water of Nephtoah, and went out to the cities of mount Ephron; and the border was drawn to Baalah, which is Kirjathjearim: dia nizotra hatramin' ny tampon' ny tendrombohitra ka nihatra tamin' ny loharano Neftoa, dia nahazo ny tanàna tao an-tendrombohitra Efrona, dia nizotra hatrany Bala (Kiriata-jearima izany), Avy eo an-tampon' ny tendrombohitra dia nizotra ny faritry ny tany hatrany amin' ny lohan' ny ranon' i Neftoà, nihatra amin' ny tanàna ao an-tendrombohitra Efrona; nandroso ny faritry ny tany mankany Baala, dia Kariata-Jearima izany. Du sommet de la montagne, la frontière s' infléchissait vers la source des eaux de Nephtoah et se dirigeait vers les villes du mont Éphrôn pour tourner dans la direction de Baala - c' est Qiryat-Yéarim.