<-
->

Jos 15:7 And the border went up toward Debir from the valley of Achor, and so northward, looking toward Gilgal, that is before the going up to Adummim, which is on the south side of the river: and the border passed toward the waters of Enshemesh, and the goings out thereof were at Enrogel: dia niakatra ho any Debira hatramin' ny lohasaha Akora ary nianavaratra manandrify an' i Gilgala tandrifin' ny fiakarana Adomina, izay eo atsimon' ny lohasahan-driaka, dia nandroso hatramin' ny rano Ensemesy ary nihatra tany En-rogela, niakatra any Debera, nony mby eo amin' ny lohasaha Akora ny faritry ny tany dia nihodina mianavaratra mankany Galgalà, izay manandrify ny fiakaran' i Adomima, atsimon' ny ranon-driaka, ary ny faritry ny tany nihazo tao akaikin' ny ranon' i En-Semesa, ka nihatra hatrany En-Rogela. Puis la frontière montait à Debir, depuis la vallée d' Akor, et tournait au nord vers le cercle de pierres qui est en face de la montée d' Adummim, laquelle est au sud du Torrent. La frontière passait aux eaux de En-Shémesh et aboutissait à En-Rogel.