<-
->

Jos 15:5 And the east border was the salt sea, even unto the end of Jordan. And their border in the north quarter was from the bay of the sea at the uttermost part of Jordan: Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin' ny faran' i Jordana. Ary ny fari-taniny tamin' ny lafiny avaratra dia hatramin' ny helo-drano eo amin' ny faran' i Jordana, Ary ny ranomasin-tSira hatramin' ny vavaranon' i Jordany no faritry ny tany atsinanana. Ny faritry ny tany avaratra dia hatreo amin' ny helo-dranomasin-tSira, amin' ny vavaranon' i Jordany, A l' orient, la frontière était la mer Salée jusqu'à l' embouchure du Jourdain. La frontière du côté nord partait de la baie, à l' embouchure du Jourdain.