<-
->

Jos 14:11 As yet I am as strong this day as I was in the day that Moses sent me: as my strength was then, even so is my strength now, for war, both to go out, and to come in. Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin' ny andro nanirahan' i Mosesy ahy: tahaka ny tanjako tamin' izany ihany no mbola tanjako ankehitriny mba hiady, na hivoaka, na hiditra.Jos 14: Mbola matanjaka aho anio toy ny fony nirahin' i Moizy, ny heriko ankehitriny sahala amin' ny fahizàny, na hiady, na hivoaka sy hiditra. Je suis aussi robuste aujourd' hui que le jour où Moïse me confia cette mission, ma force d' aujourd' hui vaut ma force d' alors pour combattre et pour aller et venir.