<-
->

Jos 14:10 And now, behold, the Lord hath kept me alive, as he said, these forty and five years, even since the Lord spake this word unto Moses, while the children of Israel wandered in the wilderness: and now, lo, I am this day fourscore and five years old. Ary ankehitriny indro, efa namelona ahy Jehovah, araka izay nolazainy hatramin' ny dimy amby efa-polo taona lasa izay, dia hatramin' ny nilazan' i Jehovah izany teny izany tamin' i Mosesy no ho mankaty, raha mbola nandehandeha tany an-efitra ny Isiraely; ary ankehitriny, indro, efa dimy amby valo-polo taona aho izao. Koa ankehitriny, efa nitahiry ny aiko araka ny voalazany Iaveh hatramin' ny dimy amby efapolo taona nilazany izany teny izany tamin' i Moizy, fony Israely nandeha tany an' efitra, ary dimy amby valopolo taona aho izao. Depuis lors, Yahvé m' a gardé en vie selon sa promesse. Il y a quarante-cinq ans que Yahvé a fait cette déclaration à Moïse, Israël allait alors par le désert, et voici qu'à présent je compte quatre-vingt-cinq ans.