<-
->

Jos 13:6 All the inhabitants of the hill country from Lebanon unto Misrephothmaim, and all the Sidonians, them will I drive out from before the children of Israel: only divide thou it by lot unto the Israelites for an inheritance, as I have commanded thee. ary ny mponina rehetra any amin' ny tany havoana hatrany Libanona ka hatrany Misrefota-maima. dia ny Sidoniana rehetra, Izaho no handroaka kanefa zarao amin' ny filokana ho lovan' ny Zanak' Isiraely izy araka izay efa nandidiako anao. ny mponina rehetra amin' ny tendrombohitra hatrany Libàna ka hatrany amin' ny ranon i Mserefota dia ny Sidoniana rehetra: horoahiko eo anoloan' ny zanak' Israely ireo. Nefa zarao amin' ny filokana ireo tany ireo ho lovan' Israely, araka ny efa nandidiako izany. " Tous les habitants de la montagne depuis le Liban jusqu'à Misrephot à l' occident, tous les Sidoniens, c' est moi qui les déposséderai devant les Israélites. Tu n' as qu'à distribuer le pays en héritage aux Israélites comme je te l' ai ordonné.