<-
->

Jos 13:29 And Moses gave inheritance unto the half tribe of Manasseh: and this was the possession of the half tribe of the children of Manasseh by their families. Ary nomen' i Mosesy koa ny antsasaky ny firenen' i Manase; ary izao no an' ny antsasaky ny firenena taranak' i Manase araka ny fokony: Nomen' i Moizy anjara ny antsasaky ny fokon' i Manase, ny taranak' i Manase, araka ny fianakaviany, Moïse avait donné à la demi-tribu de Manassé une part selon leurs clans.