<-
->

Jos 13:25 And their coast was Jazer, and all the cities of Gilead, and half the land of the children of Ammon, unto Aroer that is before Rabbah; Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin' i Raba, ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan' i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera tandrifin' i Rabà, Ils eurent pour territoire Yazèr, toutes les villes de Galaad, la moitié du pays des Ammonites jusqu'à Aroèr qui est en face de Rabba,