<-
->

Jos 13:23 And the border of the children of Reuben was Jordan, and the border thereof. This was the inheritance of the children of Reuben after their families, the cities and the villages thereof. Ary ny fari-tanin' ny taranak' i Robena dia ny amoron' i Jordana. Izay no lovan' ny taranak' i Robena araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny. Koa tonga hatrany Jordany ka hatramin' ny faritaniny ny faritanin' ny tarana-dRobena. Izany no lovan' ny tarana-dRobena sy ny fianakaviany dia ny tanàna aman-jana-bohiny. Ainsi la frontière des Rubénites était le Jourdain et son territoire. Tel fut l' héritage des fils de Ruben selon leurs clans, avec les villes et leurs villages.