<-
->

Jos 13:16 And their coast was from Aroer, that is on the bank of the river Arnon, and the city that is in the midst of the river, and all the plain by Medeba; Ary ny fari-taniny dia hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan' ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba, ka izao no faritaniny, hatrany Aroera, eo amoron' ny ranon-driaka Arnona, sy ny tanàna eo afovoan' ny lohasaha, ny tany lemaka rehetra akaikin' i Medabà, Ils eurent donc pour territoire depuis Aroèr qui est sur le bord de la vallée de l' Arnon, avec la ville qui est au fond de la vallée, tout le plateau jusqu'à Médba,