<-
->

Jos 12:5 And reigned in mount Hermon, and in Salcah, and in all Bashan, unto the border of the Geshurites and the Maachathites, and half Gilead, the border of Sihon king of Heshbon. sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona. ny takatry ny fahefany dia ny tendrombohitra Hermona, Salekà, Basàna rehetra, hatramin' ny faritry ny tanin' ny Gesorima sy ny Makatiana ary ny antsasak' i Galaada, faritanin' i Sehona mpanjakan' i Hesebona. avait pour domaine le mont Hermon et Salka, tout le Bashân jusqu'à la frontière des Geshurites et des Maakatites, et la moitié de Galaad jusqu' aux frontières de Sihôn, roi de Heshbôn.