<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 12:1 | Now these are the kings of the land, which the children of |
Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' ny Zanak' Isiraely, ka lasany ny taniny, teny an-dafy atsinanan' i Jordana hatramin' ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona sy ny ilany atsinanan' ny tani-hay | Ireto no mpanjakan' ny tany resin' ny zanak' Israely, ary nalainy ny taniny any an-dafin' i Jordany any atsinanana, hatramin' ny ranon-driakan' i Arnona ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona, sy ny Arabaha manontolo any atsinanan' ny ony: | Voici les rois du pays que les |