<-
->

Jos 11:5 And when all these kings were met together, they came and pitched together at the waters of Merom, to fight against Israel. Ary rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo, dia nandeha izy hiady tamin' ny Isiraely ka nitoby teo anilan' ny rano Meroma. Nivory avokoa ireo mpanjaka ireo, dia tonga niara-nitoby teo akaikin' ny ranon' i Meroma, mba hanafika an' Israely. Tous ces rois, s'étant donné rendez-vous, arrivèrent et campèrent ensemble aux eaux de Mérom pour combattre Israël.