<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:12 | And all the cities of those kings, and all the kings of them, did |
Ary ny tanàna rehetra izay an' ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon' i Josoa ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah. | Azon' i Josoe avokoa ny tanànan' ireny mpanjaka ireny, sy ny mpanjakany; nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ireny, dia nataony anatema, araka ny didin' i Moizy, mpanompon' ny Tompo. | Toutes les villes de ces rois, ainsi que tous leurs rois, |