<-
->

Jos 10:6 And the men of Gibeon sent unto Joshua to the camp to Gilgal, saying, Slack not thy hand from thy servants; come up to us quickly, and save us, and help us: for all the kings of the Amorites that dwell in the mountains are gathered together against us. Ary ny mponina tao Gibeona dia naniraka olona ho any amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala hanao hoe: Aza mampiketraka ny tananao tsy hamonjy ny mpanomponao; miakara faingana ho atý aminay, ary vonjeo sy ampio izahay; fa miangona hamely anay ny mpanjaka rehetra amin' ny Amorita izay monina any amin' ny tany havoana. Dia naniraka olona ny mponina ao Gabaona nilaza tamin' i Josoe tao an-tobin' i Galgalà hoe: Aza manohon-tànana tsy manampy ny mpanomponao, fa miakara faingana ho aty aminay, afaho izahay, ampio izahay, fa nikambana hamely anay ny mpanjakan' ny Amoreana rehetra monina amin' ny tendrombohitra. Les gens de Gabaôn envoyèrent dire à Josué, au camp de Gilgal : " Ne délaisse pas tes serviteurs, hâte-toi de monter jusqu'à nous pour nous sauver et nous secourir, car tous les rois amorites qui habitent la montagne se sont coalisés contre nous. "