<-
->

Jos 10:24 And it came to pass, when they brought out those kings unto Joshua, that Joshua called for all the men of Israel, and said unto the captains of the men of war which went with him, Come near, put your feet upon the necks of these kings. And they came near, and put their feet upon the necks of them. Ary rehefa navoaka ireo mpanjaka ireo ka nentina ho eo amin' i Josoa, dia niantso ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely Josoa ka nanao tamin' ny mpitarika ny mpiady izay teo aminy hoe: Manatona, ka ataovy eo amin' ny vozon' ireto mpanjaka ireto ny tongotrareo. Dia nanatona izy ka nanao ny tongony teo amin' ny vozon' ireo. Nony efa navoakany ho eo anatrehan' i Josoe, ireo mpanjaka ireo, dia nantsoin' i Josoe ny lehilahy rehetra amin' Israely ka hoy izy tamin' ireo filohan' ny lehilahy mpiantafika, izay niaraka taminy: Manatòna hianareo, ka ataovy eo amin' ny vozon' ireto mpanjaka ireto ny tongotrareo. Dia nanatona ireo ka nanitsaka ny vozon' ireto mpanjaka tamin' ny tongony. Lorsqu' on eut fait sortir ces rois, Josué appela tous les hommes d' Israël et dit aux officiers des gens de guerre qui l' avaient accompagné : " Approchez et mettez le pied sur la nuque de ces rois. " Ils s' avancèrent et leur mirent le pied sur la nuque.