<-
->

Jos 10:18 And Joshua said, Roll great stones upon the mouth of the cave, and set men by it for to keep them: Ary hoy Josoa: Manakodiava vato lehibe hatampina ny vavan' ny zohy, ary asio olona eo anoloany hiambina azy; Dia hoy Josoe: Kodiavo vato lehibe ny vava zohy, dia asio olona hiambina azy. Josué dit : " Roulez de grosses pierres à l' entrée de la caverne et postez contre elle des hommes pour y veiller.