<-
->

Jos 10:15 And Joshua returned, and all Israel with him, unto the camp to Gilgal. Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala. Dia niverina nankany an-toby any Galgalà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy koa. Josué, et avec lui tout Israël, revint au camp de Gilgal.