<-
->

Jos 10:12 Then spake Joshua to the Lord in the day when the Lord delivered up the Amorites before the children of Israel, and he said in the sight of Israel, Sun, stand thou still upon Gibeon; and thou, Moon, in the valley of Ajalon. Ary tamin' izany Josoa dia niteny tamin' i Jehovah tamin' ny andro nanoloran' i Jehovah ny Amorita teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ka nanao teo imason' ny Zanak' Isiraely hoe: Ry masoandro, mijanòna eo ambonin' i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan' i Aialona. Dia niteny tamin' ny Tompo Josoe tamin' ny andro nanoloran' ny Tompo ny Amoreana tamin' ny zanak' Israely, ka hoy izy teo imason' ny zanak' Israely: Ry masoandro, mijanona eo ambonin' i Gabaona ary hianao, ry volana, ambonin' ny lohasaha Ajalona. C' est alors que Josué s' adressa à Yahvé, en ce jour où Yahvé livra les Amorites aux Israélites. Josué dit en présence d' Israël : " Soleil, arrête-toi sur Gabaôn, et toi, lune, sur la vallée d' Ayyalôn! "