<-
->

Jos 1:7 Only be thou strong and very courageous, that thou mayest observe to do according to all the law, which Moses my servant commanded thee: turn not from it to the right hand or to the left, that thou mayest prosper withersoever thou goest. Koa mahereza sy matanjaha tsara ianao, hitandremanao hanao araka ny lalana rehetra, izay nandidian' i Mosesy mpanompoko anao; aza miala aminy, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia, mba hambinina ianao amin' izay rehetra alehanao. Fa matanjaha kosa ary mahereza fo tokoa, sady mitandrema tsara mba hanaraka ny lalàna rehetra nandidian' i Moizy mpanompoko anao. Aza mivily amin' izany na ho amin' ny ankavanana na ho amin' ny ankavia, mba hahomby hianao amin' izay rehetra hataonao. Seulement, sois fort et tiens très bon pour veiller à agir selon toute la Loi que mon serviteur Moïse t' a prescrite. Ne t' en écarte ni à droite ni à gauche, afin de réussir dans toutes tes démarches.