<-
->

1Te / 1Tes 2:14 For ye, brethren, became followers of the churches of God which in Judaea are in Christ Jesus: for ye also have suffered like things of your own countrymen, even as they have of the Jews: Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan' Andriamanitra any Jodia izay amin' i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon' ny iray firenena aminareo dia sahafa amin' ny nanjo ireo koa noho ny nataon' ny Jiosy taminy, Fa hianareo, ry rahalahy, dia efa nanahaka ny Eglizin' Andriamanitra any Jodea, izay ao amin' ny Kristy Jeso, satria sahala amin' izao nanjò anareo tamin' ny iray firenena aminareo izao koa no nanjò azy ireo tamin' ny Jody, Car vous vous êtes mis, frères, à imiter les Églises de Dieu dans le Christ Jésus qui sont en Judée : vous avez souffert de la part de vos compatriotes les mêmes traitements qu' ils ont soufferts de la part des Juifs :