<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 2:9 | And when |
ary nony fantatr' i Jakoba sy Kefasy ary Jaona, izay natao ho andry, ny fahasoavana nomena ahy, dia notolorany ny tanana ankavanan' ny fihavanana izaho sy Barnabasy, mba hankany amin' ny jentilisa izahay, fa izy kosa ho any amin' ny voafora. | sady fantany koa ny fahasoavana nomena ahy, dia ny nandray tànana anay sy Barnabe no nataon' i Jakoba sy Sefasy ary Joany, izay natao ho andry fiankinana, ary izany no mariky ny firaisana, na izahay aza ho any amin' ny jentily, fa izy ireo kosa ho any amin' ny voafora. | et reconnaissant la grâce qui m' avait été départie, |