<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 2:4 | And that because of false brethren unawares brought in, who came in privily to spy out our liberty which we have in |
dia noho ny rahalahy sandoka nampidirina misokosoko, izay niditra mangingina hisafo ny fahafahantsika, izay ananantsika ao amin' i Kristy Jesosy, mba hanandevozany antsika; | ary ny anton' izany, dia satria nisy rahalahy sandoka sasany nampidirina an-tsokosoko sy niditra mangingina, hitsikilo ny fahafahana ananantsika ao amin' ny Kristy Jeso, mba hanandevozany antsika. | Mais à cause des intrus, ces faux frères qui se sont glissés pour espionner la liberté que nous avons dans le |