<-
->

2Kr / 2Kor 4:2 But have renounced the hidden things of dishonesty, not walking in craftiness, nor handling the word of God deceitfully; but by manifestation of the truth commending ourselves to every man' s conscience in the sight of God. Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin' ny fihendrena, na manatsatso ny tenin' Andriamanitra izahay; fa amin' ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin' ny fieritreretan' ny olona rehetra eo imason' Andriamanitra. sanatriavinay ny zava-mahamenatra atao an-katakonana; tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; fa asehonay tsotra izao ny marina, ka tonga mendrika hitokian' ny olon-drehetra eo anatrehan' Andriamanitra izahay. mais nous avons répudié les dissimulations de la honte, ne nous conduisant pas avec astuce et ne falsifiant pas la parole de Dieu. Au contraire, par la manifestation de la vérité, nous nous recommandons à toute conscience humaine devant Dieu.