<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 10:7 | Do ye look on things after the outward appearance? If any man trust to himself that he is |
Mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo? Raha misy olona matoky ny tenany fa an' i Kristy, aoka izay hisaintsaina izao indray, fa tahaka ny mah' an' i Kristy azy no mah' an' i Kristy anay koa. | Dinihonareo tsara izay hitan' ny masonareo. Raha misy manao azy ho an' ny Kristy, aoka izy handinika ao am-pony fa tahaka ny maha-an' ny Kristy azy no maha-an' ny Kristy anay koa; | Rendez-vous à l'évidence. Si quelqu' un se flatte d'être au |