<-
->

1Kr / 1Kor 9:20 And unto the Jews I became as a Jew, that I might gain the Jews; to them that are under the law, as under the law, that I might gain them that are under the law; Tamin' ny Jiosy, dia tonga toy ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy; tamin' izay ambanin' ny lalàna, dia tonga toy izay ambanin' ny lalàna aho, na dia tsy ambanin' ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin' ny lalàna; Tamin' ny Jody aho dia Jody, mba hahazoako ny Jody; Je me suis fait Juif avec les Juifs, afin de gagner les Juifs ; sujet de la Loi avec les sujets de la Loi - moi, qui ne suis pas sujet de la Loi - afin de gagner les sujets de la Loi.