<-
->

Rom / Rm 8:15 For ye have not received the spirit of bondage again to fear; but ye have received the Spirit of adoption, whereby we cry, Abba, Father. Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin' ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin' ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô. Ary izany tokoa, satria tsy Fanahim-pahandevozana no noraisinareo, ka hatahotra indray hianareo, fa Fanahim-pananganan-janaka, ka iantsoantsika hoe: Aba! Ray! Aussi bien n' avez-vous pas reçu un esprit d' esclaves pour retomber dans la crainte ; vous avez reçu un esprit de fils adoptifs qui nous fait nous écrier : Abba ! Père !