<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 4:10 | How was it then reckoned? when he was in circumcision, or in uncircumcision? Not in circumcision, but in uncircumcision. | Ary ahoana no nanisana izany? Tamin' izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin' izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora. | Voalazantsika fa ny finoana dia notanana ho fahamarinan' i Abrahama. Oviana àry no nitanana izany? Tamin' izy efa voafora ve, sa fony izy mbola tsy voafora? Tsy tamin' izy efa voafora tsy akory, fa fony izy mbola tsy voafora. | Comment donc fut-elle comptée ? Quand il était circoncis ou avant qu' il le fût ? Non pas après, mais avant ; |