<-
->

Rom / Rm 11:4 But what saith the answer of God unto him? I have reserved to myself seven thousand men, who have not bowed the knee to the image of Baal. Fa ahoana no navalin' Andriamanitra azy? Izaho efa niaro fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin' i Bala (1 Mpan. 19. 18).) Nefa izao no navalin' Andriamanitra azy: Misy fito arivo lahy no efa natokako ho ahy, sy tsy nandohalika tamin' ny Baala. Eh bien, que lui répond l' oracle divin ? Je me suis réservé sept mille hommes qui n' ont pas fléchi le genou devant Baal.