<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 10:5 | For |
Fa Mosesy nanoratra milaza fa izay olona manao ny fahamarinana avy amin' ny lalàna no ho velona amin' izany (Lev. 18. 5). | Izany no nilazan' i Moizy fa ny olona manatanteraka ny fahamarinana avy amin' ny Lalàna no ho velona amin' izany; |