<-
->

Asa 7:37 This is that Moses, which said unto the children of Israel, A prophet shall the Lord your God raise up unto you of your brethren, like unto me; him shall ye hear. Izany no Mosesy izay nilaza tamin' ny Zanak' isiraely hoe: Mpaminany no hatsangan' Andriamanitra ho anareo avy amin' ny rahalahinareo, tahaka ahy (Deo. 18. 15). Io Moizy io ihany koa no nilaza tamin' ny zanak' Israely hoe: Andriamanitra hanangana Mpaminany anankiray tahaka ahy ho anareo avy amin' ny rahalahinareo, dia hihaino azy hianareo. C' est lui, Moïse, qui dit aux Israélites : Dieu vous suscitera d' entre vos frères un prophète comme moi.