<-
->

Asa 7:29 Then fled Moses at this saying, and was a stranger in the land of Madian, where he begat two sons. Ary tamin' izany teny izany dia nandositra Mosesy ka nivahiny tany amin' ny tany Midiana, ary tany no niterahany zanaka roa lahy. Dia nandositra Moizy nony nahare izany teny izany, ka nivahiny tany amin' ny tany Madiana, ary niteraka zanaka roa lahy tany. A ces mots, Moïse s' enfuit et alla se réfugier au pays de Madian, où il eut deux fils.