<-
->

Asa 7:17 But when the time of the promise drew nigh, which God had sworn to Abraham, the people grew and multiplied in Egypt, Fa rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahana ny teny fikasana, izay nataon' Andriamanitra tamin' i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Egypta, Nony efa akaiky ny fotoana hahatanterahan' ny teny napetrak' Andriamanitra tamin' i Abrahama, dia nitombo sy nihabetsaka ny olona tany Ejipta, " Comme approchait le temps où devait s' accomplir la promesse que Dieu avait faite solennellement à Abraham, le peuple s' accrut et se multiplia en Égypte,