<-
->

Asa 28:16 And when we came to Rome, the centurion delivered the prisoners to the captain of the guard: but Paul was suffered to dwell by himself with a soldier that kept him. Ary rehefa tonga tany Roma izahay, Paoly dia navelany hitoetra mitokana teo amin' ny miaramila anankiray izay niambina azy. Rahefa tonga tany Roma izahay, dia nahazo nitoetra nitokana Paoly, fa miaramila iray no niambina azy. Quand nous fûmes entrés dans Rome, on permit à Paul de loger en son particulier avec le soldat qui le gardait.