<-
->

Asa 23:12 And when it was day, certain of the Jews banded together, and bound themselves under a curse, saying that they would neither eat nor drink till they had killed Paul. Ary nony maraina dia niray tetika ny Jiosy ka niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro izy ambara-pamonony an' i Paoly. Vao naraina ny andro, dia nisy Jody niray tetika, niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro, raha tsy efa nahafaty an' i Paoly. Lorsqu' il fit jour, les Juifs tinrent un conciliabule, où ils s' engagèrent par anathème à ne pas manger ni boire avant d' avoir tué Paul.