<-
->

Asa 2:5 And there were dwelling at Jerusalem Jews, devout men, out of every nation under heaven. Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin' ny firenena samy hafa rehetra ambanin' ny lanitra. Ary nisy Jody mpivavaka tsara nitoetra tao Jerosalema, avy tamin' ny firenena rehetra ambanin' ny lanitra. Or il y avait, demeurant à Jérusalem, des hommes dévots de toutes les nations qui sont sous le ciel.