<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 19:17 | And this was known to all the |
Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran' i Jesosy Tompo. | Ren' ny Jody sy ny jentily rehetra nonina tao Efezy izany, ka sady raiki-tahotra izy rehetra no nankalaza ny anaran' i Jeso Tompo. | Tous les habitants d' |