<-
->

Asa 17:13 But when the Jews of Thessalonica had knowledge that the word of God was preached of Paul at Berea, they came thither also, and stirred up the people. Fa raha ren' ny Jiosy tany Tesalonika fa Paoly nitory ny tenin' Andriamanitra tany Beria, dia nankany izy ka nampikotrana sy nampitabataba ny vahoaka. Nony ren' ny Jody tany Tesalonika anefa fa nitory ny tenin' Andriamanitra tany Berea Paoly, dia nankany indray izy ireo, nampitaitra sy nampitabataba ny vahoaka. Mais quand les Juifs de Thessalonique surent que Paul avait annoncé aussi à Bérée la parole de Dieu, ils vinrent là encore semer dans la foule l' agitation et le trouble.