<-
->

Asa 16:1 Then came he to Derbe and Lystra: and, behold, a certain disciple was there, named Timotheus, the son of a certain woman, which was a Jewess, and believed; but his father was a Greek: Dia tonga tany Derbe sy Lystra koa izy; ary, indro, nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timoty - zanaky ny vehivavy Jiosy izay nino, fa jentilisa rainy - Dia tonga tany Derbe sy Listra izy, ary indro nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timote, zanaky ny vehivavy jody sady mpino, fa ny rainy no jentily. Il gagna ensuite Derbé, puis Lystres. Il y avait là un disciple nommé Timothée, fils d' une Juive devenue croyante, mais d' un père grec.