<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 13:43 | Now when the congregation was broken up, many of the |
Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin' ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an' Andriamanitra no nanaraka an' i Paoly sy Barnabasy, izay niteny taminy ka namporisika azy haharitra amin' ny fahasoavan' Andriamanitra. | Rahefa nirava ny fiangonana, dia betsaka ny Jody sy ny proselita nanompo an' Andriamanitra no nanaraka an' i Paoly sy Barnabe, ary izy roa lahy kosa niresaka tamin' izy ireo sy namporisika azy haharitra amin' ny fahasoavan' Andriamanitra. | Après que l' assemblée se fut séparée, nombre de |