<-
->

Asa 10:39 And we are witnesses of all things which he did both in the land of the Jews, and in Jerusalem; whom they slew and hanged on a tree: Ary izahay no vavolombelon' ny zavatra rehetra izay nataony tany amin' ny tanin' ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony teo amin' ny hazo; Ary izahay no vavolombelon' ny zavatra rehetra nataony tany amin' ny tanin' ny Jody sy tany Jerosalema. Dia novonoiny izy nahantony tamin' ny hazo; Et nous, nous sommes témoins de tout ce qu' il a fait dans le pays des Juifs et à Jérusalem. Lui qu' ils sont allés jusqu'à faire mourir en le suspendant au gibet,