<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 10:28 | And he said unto them, Ye know how that it is an unlawful thing for a man that is a |
Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin' ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin' ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin' Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio. | Dia hoy izy tamin' izy ireo: Fantatrareo fa fady amin' ny Jody ny mikambana amin' ny jentily na ny miantrano ao aminy; nefa nasehon' Andriamanitra ahy, fa tsy misy olona azoko atao hoe maloto na tsy madio. | et il leur dit : " Vous le savez, il est absolument interdit à un |