<-
->

Jao / Jo 3:14 And as Moses lifted up the serpent in the wilderness, even so must the Son of man be lifted up: Ary tahaka ny nanandratan' i Mosesy ny menarana tany an-efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak' olona, Tahaka ny nanandratan' i Moizy ny bibilava tany an' efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak' olona koa, Comme Moïse éleva le serpent dans le désert, ainsi faut-il que soit élevé le Fils de l' homme,