<-
->

Jao / Jo 19:7 The Jews answered him, We have a law, and by our law he ought to die, because he made himself the Son of God. Fa ny Jiosy namaly azy hoe: Izahay manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy, satria nanao ny tenany ho Zanak' Andriamanitra. Dia hoy ny Jody namaly azy: Manana lalàna izahay, ary araka ny lalànay dia tsy maintsy hovonoina izy, satria nanao ny tenany ho Zanak' Andriamanitra. Les Juifs lui répliquèrent : " Nous avons une Loi et d' après cette Loi il doit mourir, parce qu' il s' est fait Fils de Dieu. "