<-
->

Jao / Jo 19:38 And after this Joseph of Arimathaea, being a disciple of Jesus, but secretly for fear of the Jews, besought Pilate that he might take away the body of Jesus: and Pilate gave him leave. He came therefore, and took the body of Jesus. Ary rehefa afaka izany, Josefa avy any Arimatia (mpianatr' i Jesosy izy, nefa tamin' ny mangingina ihany noho ny fahatahorany ny Jiosy) dia nangataka tamin' i Pilato, mba hahazoany manaisotra ny fatin' i Jesosy. Ary nanaiky Pilato. Dia lasa izy ka nanaisotra ny fatin' i Jesosy. Rahefa afaka izany, Josefa avy any Arimatia, izay mpianatr' i Jeso an-tsokosoko noho ny fahatahorany ny Jody dia nangataka tamin' i Pilaty mba haka ny fatin' i Jeso, ka neken' i Pilaty izany. Dia lasa izy naka ny fatin' i Jeso. Après ces événements, Joseph d' Arimathie, qui était disciple de Jésus, mais en secret par peur des Juifs, demanda à Pilate de pouvoir enlever le corps de Jésus. Pilate le permit. Ils vinrent donc et enlevèrent son corps.