<-
->

Jao / Jo 19:31 The Jews therefore, because it was the preparation, that the bodies should not remain upon the cross on the sabbath day, (for that sabbath day was an high day,) besought Pilate that their legs might be broken, and that they might be taken away. Ary satria andro fiomanana ny andro, dia nangataka tamin' i Pilato ny Jiosy mba hotapahina ny ranjon' ireo, ary hesorina ny faty, mba tsy ho tratry ny andro Sabata eo amin' ny hazo fijaliana, satria andro lehibe izany Sabata izany. Ary andro fiomanana tamin' izay, ka nangataka tamin' i Pilaty ny Jody mba hotapahina ny ranjon' izy ireo, dia hoesorina, mba tsy hisy faty mihantona amin' ny hazo fijaliana amin' ny andro sabata (fa andro lehibe izany sabata izany). Comme c'était la Préparation, les Juifs, pour éviter que les corps restent sur la croix durant le sabbat - car ce sabbat était un grand jour -, demandèrent à Pilate qu' on leur brisât les jambes et qu' on les enlevât.