<-
->

Jao / Jo 19:19 And Pilate wrote a title, and put it on the cross. And the writing was Jesus of Nazareth the king of the Jews. Ary Pilato nanoratra anarana, ka napetany teo amin' ny hazo fijaliana. Ary izao no voasoratra: Jesosy avy any Nazareta, mpanjakan' ny Jiosy. Ary nanao soratra Pilaty napetany teo an-dohan' ny hazo fijaliana, ka izao no vakiny: Jeso avy any Nazareta mpanjakan' ny Jody. Pilate rédigea aussi un écriteau et le fit placer sur la croix. Il y était écrit : " Jésus le Nazaréen, le roi des Juifs ".