<-
->

Jao / Jo 19:14 And it was the preparation of the passover, and about the sixth hour: and he saith unto the Jews, Behold your King! ary andro fiomanana amin' ny Paska ny andro, tokony ho tamin' ny ora fahenina dia hoy izy tamin' ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo! Andro fiomanana amin' ny Paka tamin' izay, ary tokony ho tamin' ny ora fahenina; dia izao no nolazain' i Pilaty tamin' ny Jody: Indro ny Mpanjakanareo. Or c'était la Préparation de la Pâque ; c'était vers la sixième heure. Il dit aux Juifs : " Voici votre roi. "