<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 18:38 | Hoy Pilato taminy: Inona no marina? Ary rehefa nanontany izany izy, dia nivoaka nankeo amin' ny Jiosy indray ka nanao taminy hoe: Tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza. | Inona no marina? hoy Pilaty taminy. Fa nony voalazany izany, dia nivoaka nankeo amin' ny Jody indray izy ka nanao tamin' ireo hoe: Raha izaho, dia tsy mahita izay helony na dia iray aza; |